|
|
|
|

Entry1  ratsy
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao
9  Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany
10  Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra
11  Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1]
Explanations in English  12  bad; wicked [1.7]
Explanations in French  13  mauvais [1.3#516, 1.8]
14  méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516]
Examples  15  Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48]
16  Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472]
17  Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285]
18  Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187]
19  Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162]
20  Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8]
Morphology 
21  Simple :
22  Prefixed :
Analogs  23  ratsiratsy, tsizarizary, tsy tsara, tsy manahoana, eo ho eo, benahoana, tsy vanona, tsy mahomby, tsy manjary, fatritran-javatra
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Proverbs  52  Proverbs containing the word ratsy

Anagrams  53  ratsy, satry

Updated on 2023/05/15