Entry manosihosy (hosihosy (hosy))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao tsinontsinona manimbazimba: Aza manosihosy ny nahitanao soa [1.1]
Examples 
1Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; [2.996]
2Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents) [1.3]
3Isika ihany no toa finaritra mitsipaka sy manosihosy izay mba hanitra nentin-dRazana ho eto mba hahamendrika olona antsika. [2.245]
4Tsy mba manaja Andriamanjaka, tsy mba manao "tsara hiany " Andriana, ary tsy misaotra Andriana, fa manosihosy Andriamanjaka. [2.654]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20