Entry jery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1]
Explanations in English A look [1.7]
Explanations in French Regard [1.3, 1.8]
 Coup d'oeil
Figuré: attention, charité, commisération [1.3]
 Vue [1.13]
Examples Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa. [2.332]
Derivatives 
Compound words 

Entry jery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Mahafaly, Sihanaka] hevitra [1.78]

Entry jery
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms sabery

Anagrams 

Updated on 2023/04/03