|
|
|
|

Entry 1  fijerena
Root  2 jery
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna...
7 Zavatra enti-mijery
8 Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary
9 Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra [1.1]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21