|
|
|
|

Entry 1  ajery
Root  2 jery
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy [1.1]
Examples  9  Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory. [2.4#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  ajery, 11 Jeria

Updated on 2026/04/21