|
|
|
|

Entry (1/2) 1  fijery
Root  2 jery
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io [1.1]
Examples  7  Be no fijery io hofan-trano io; [2.59#211]
8  Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza [2.649#235]
9  Fomba fijery manana ny maha marina azy izay [2.606#8]
10  Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy [1.38#376]
11  Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona [4.27]
Combinations  12  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fijery
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  fijery
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 [Bara] maso [1.78]

Updated on 2026/04/21