|
|
|
|

Entry (1/2)1  irery
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
Explanations in English  5  solitary, alone [1.7]
Explanations in French  6  seul [1.3#282, 1.8]
7  sans compagnon [1.3#282]
8  solitaire [1.8]
Examples  9  Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245]
10  Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643]
11  Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy [2.4#96]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Synonyms  14  irery tena, tokana
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word irery

Entry (2/2)18  irerỳ (ir)
Part of speech  19  pronoun
Explanations in Malagasy  20  Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
Explanations in English  21  those far away (in sight), plural of iry [1.7]
Explanations in French  22  ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
Compound words 
Tables and plates  25  All the pronouns
26  All the pronouns

Anagrams  27  irery, irerỳ, irery, irerỳ

Updated on 2023/01/21