Entry | 1 monja |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [1.1] |
Explanations in English |
4 Only, just [1.7] |
Explanations in French |
5 Seulement, tout juste [1.8] |
Tables and plates |
6 All the adverbs |
Anagrams | 7 manjò, monja |
Updated on 2022/05/02 |