Entry miankin-drindrina irery
Elementary words miankina ; rindrina ; irerỳ
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka [1.1]

Updated on 2023/05/19