| Entry | 1 singana |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
28 Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
29 Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao 30 Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1] |
| Explanations in French |
31 Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple
[1.3] |
| Other spellings | 32 singa, singany |
| Anagrams | 33 sangina, singana |
| Updated on 2026/04/22 |
|