|
|
|
|

Entry (1/2)1  havia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny haVAnana. [1.10#H135]
4  amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1]
Explanations in English  5  the left side [1.2#241, 1.7]
6  the left hand [1.7]
Explanations in French  7  la main gauche [1.3#227, 1.8]
8  le côté gauche [1.3#227, 1.8]
Examples  9  Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. [2.499#]
10  Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
15  unkLabel:5av: :
Antonyms  16  haVAnana
Compound words 

Entry (2/2)24  havia
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  qui est inférieur en grade à un autre [1.3]
Synonyms  27  haviany

Anagrams  28  avahy, haiva, havai, havay, havia, hiava, vahia

Updated on 2023/06/05