Entry (1/3) | 1 havanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana [1.1] |
Explanations in English |
4 the right side [mal. (tanang) kanan (?).] [1.2] 5 the right hand or the right side [1.7] |
Explanations in French |
6 la droite, le côté droit, la place d'honneur [1.3#227] 7 le côté droit, la main droite [1.8] |
Examples |
8 ny nono havanana omena ny zokiny; [2.245#] 9 ny tanany havanana mandritra alin-dahy; [2.69#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 14 haVIa |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 20 havanana |
Part of speech | 21 adjective |
Explanations in Malagasy |
22 Mahay, kinga: Havanana amin' ny sary Rakoto [1.1] |
Explanations in English |
23 right-handed; adroit, able [1.7] |
Explanations in French |
24 qui est habile, qui sait faire [1.3#227] 25 qui travaille de la main droite; droitier [1.8] |
Entry (3/3) | 26 havanana |
Part of speech | 27 adjective |
Explanations in French |
28 qui est supérieur en grade à un autre [1.3#227] |
Anagrams | 29 anavahan, hanavana, havanana, nanavaha, navahana |
Updated on 2022/05/26 |