Entry | kavia (havia) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana) [1.1] | |
Explanations in English | Left-handed [1.7] | |
Explanations in French | Gaucher [1.8] | |
Examples | Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra.
[2.436] | |
Antonyms | kavanana | |
Anagrams | akavy, ivaka, kavia, vaika, viaka |
Updated on 2023/01/20 |