Entry | 1 foana |
Part of speech | 2 adjective or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana [1.1] 4 Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany [1.1] 5 Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy [1.1] 6 Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto [1.1] 7 Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io [1.1] 8 Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory [1.1] 9 Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [1.1] |
Explanations in English |
10 Empty, void [1.2, 1.7] 11 Vain [1.2] 12 Freely, foolishly, uselessly [1.2] |
Explanations in French |
13 Vide [1.3#177, 1.8] 14 Vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu [1.3#177] 15 Sans but, inutilement [1.3#177] |
Examples |
16 Mihomehimehy foana ialahy! [2.117] 17 Miherikerika foana teo izy. [2.470] 18 Aza atao fotsy volo mitazam-poana. [2.69] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 26 Lany, Jifa, majifa, fongana, tapitra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 39 Proverbs containing the word foana |
Anagrams | 40 afano, afona, fanao, fanoa, foana, ofana |
Updated on 2023/04/14 |