|
|
|
|

Entry 1  manafoana
Root  2 foana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 mamafa ho toy ny tsy misy [1.64#105]
Explanations in English  8 to empty; to abolish, to bring out to naught [1.7]
Explanations in French  9 vider; abolir, anéantir [1.8]
10 annuler [1.64.fr#105]
Examples  11  Tsy afaka manafoana ny sekoly teo am-pelatanan' ny Misiona i Galliéni; [2.285#]
12  Tsy manafoana ny zava-bita izy akory fa manafoana fotsiny ny vokany eo anatrehan' ny lalàna. [4.27#]

Updated on 2026/04/20