Entry | 1 fanafoanana (foana) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler [1.3] 4 annulation [1.13] |
Examples |
5 Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana. [4.27] 6 Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. [2.472] 7 Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! [2.503] |
Compound words |
|
Updated on 2023/04/14 |