|
|
|
|

Entry1  foanana (foana)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona
4  Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1]
Explanations in English  5  to be abolished, to be brought to naught [1.7]
Explanations in French  6  qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle [1.8]
Examples  7  Valin' ny natao tsy azo foanana. [2.296#]
8  Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  anafano, anofana, foanana

Updated on 2023/04/14