Entry eto
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in French Ici [1.3, 1.5]
 Dans l'endroit où on se trouve [1.3]
 [1.5]
Morphology 
Present : eto
Past : teto
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Anagrams 

Updated on 2023/10/28