Entry | 1 manketo |
Root | 2 eto |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha, manatona eto: Tsy misy mahazo manketo raha tsy antsoiko |
Explanations in English |
5 [1.7] to come here (close by, in sight) |
Explanations in French |
6 [1.8] venir ici (tout près, visible) |
Examples |
7 Mandeha indray ny tafika dia manketo Mahamasina; [2.48] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |