|
|
|
|

Index

Proverbs : varidimiventy

Proverb 1Tsy manan-kamidy, ka manontany, ambatry iray ka avezivezy, variraiventy ka omem-bazo. [2.558 #4525]
Tsy manan-kamidy, ka manontany ; varidimiventy, ka avezivezy. [2.415 #4409, 2.653 #3374]
French translationOn n' a pas de quoi acheter et on demande le prix, on n' a que quelques centimes et on les promène partout. [2.415 #4409]
French interpretationSe disait des vaniteux et des fanfarons. [2.415 #4409]

Proverb 2Varidimiventy namidy takotra, ka varo-maty mandrakizay. [2.558 #4860]
Varidimiventy namidy takotra : varo-maty mandrakizay. [2.653 #3624]

Proverb 3Varidimiventy namidy trafonkena. [1.1]
Varidimiventy namidy vozon-kena. [1.1]
Varidimiventy namidy vozon-kena : kely ihany fa misavily any am-bozony. [2.558 #4861]
Varidimiventy namidy vozon-kena: kely ihany fa misavily any an-katony. [2.165 #1365, 2.653]
Malagasy interpretationKely ihany fa misavily any an-katony; kely ihany fa lasana ambony: ilazana zavatra kely jerena toa tsy inona, nefa nahazoana na nahavitana zava-dehibe. [1.1]
French translationPour un sou de viande du cou: ce n' est qu' un petit morceau, mais il se balance sur la nuque (du bœuf, quand il est vivant). [2.165]
French interpretationCe morceau occupe une position proéminente. [2.165]

Index