Entry varo-maty
Elementary words varotra ; maty
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Varotra entana tsy azo averina intsony na manao ahoana na manao ahoana
Hevitra an' ohatra: fahafatesana [1.1]
Explanations in French Vente définitive [1.3]
Examples izao vao tena tsaroany fa varomaty aminy ny fony. [2.895]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/23