Entry |
variraiventy
|
Elementary words | vary ; iray ; venty |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
|
Explanations in French | Le poid d'un grain de riz La sept-cent-vingtième partie de la piastre Très peu, une minime partie, un rien [1.3]
|
Examples |
1 | ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana
[2.48]
|
2 | nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza.
[2.587]
|
|
Vocabulary |
Hyponyms |
|
Proverbs |
|