Entry (1/3) | 1 vony |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1] |
Explanations in English |
4 yellow [1.7] |
Explanations in French |
5 couleur jaune [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
45 The Colors |
Entry (2/3) | 46 vony |
Part of speech | 47 noun |
Explanations in Malagasy |
48 Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1] 49 taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13] |
Explanations in English |
50 a flower [1.7] |
Explanations in French |
51 fleur [1.8, 1.13] 52 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196] |
Vocabulary |
53 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 65 Proverbs containing the word vony |
Entry (3/3) | 66 voñy |
Part of speech | 67 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
68 fierena [Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 69 vony, voñy, vony, voñy |
Updated on 2024/10/30 |