Entry | 1 fierena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena |
Explanations in French |
4 [1.3#129] l'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue |
Examples |
5 [2.996#] Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako? 6 [1.436#] Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. |
Root | 7 ery |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word fierena |
Anagrams | 9 eferany, eferina, ferenay, fierena, ieferan, niefera |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |