Entry voninahitra (vony, ahitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fankatoavana olona noho ny hatsaram-panahiny na fahaizany na zavatra lehibe vitany: Nahazo voninahitra izy tamin' ny nandreseny ny fahavalo
¶ Fiamboniana, fiandrianana: Nitandro mafy ny voninahiny izy ka tsy nanaiky ny hiray tetika amin' ny olon-dratsy
¶ Mariky ny hambonian-toerana na laharana ananana eo amin' ny firenena: Natao roa ambin' ny folo voninahitra izy
¶ Dera sy laza: Voninahitra anie ho an' ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. [Rajemisa 1985]
English definition glory, honor [Hallanger 1973]
French definition gloire, honneur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 grade, dignité [Abinal 1888]
Abbreviation 
Compound words, titles, names 
Examples Ary ny manamboninahitra irak' andriana niaraka tamin-dRainiliza 15 voninahitra sy Rainiboana 15 voninahitra sy Ratsimitamby 14 voninahitra sy Rainivaomialy 13 voninahitra [Razoharinoro: Soratra, page 154]
Quotes 
Articles 

2017/06/29