Entry mangatrakatraka (hatrakatraka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny [Rajemisa 1985]
English definition extremely red. Used only with mena, red. [Richardson 1885]
French definition être rouge écarlate [Abinal 1888]
  [Tankarana] rouge écarlate. [David 1952 (takila M)]
Compound words, titles, names 
Analogues  volo/colors/couleurs
Examples Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala; [Baiboly: 29.1.18]

Updated on 2019/08/17