|
|
|
|

Entry (1/4)1  omby
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io? [1.1]
4  antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony [1.62]
5  antonona [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  6  sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby [1.2]
Explanations in French  7  suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) [1.3]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word omby
Illustrations 
16 

Entry (2/4)17  omby
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika. [1.1]
20  biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; ... [1.62]
Explanations in English  21  an ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. [1.2]
22  a cow, an ox; cattle [1.7]
Explanations in French  23  boeuf, l'espèce bovine
24  grossier qui ne sait pas la politesse [1.3]
25  boeuf [1.54]
26  boeuf, vache [1.8]
Explanations in Italian  27  bùe (lahy), vacca (vavy) [1.18]
Explanations in German  28  Rind, Rinder: Mitrena ny omby (die Rinder brüllen) [1.56]
International  29  Bos indicus [3.1]
Examples  30  Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra [2.470]
31  ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [2.472]
32  Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy [2.472]
33  Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
Vocabulary  34  Zoology: mammals
Morphology 
35  Simple :
Derivatives 
36  Names :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  78  Proverbs containing the word omby
Tables and plates  79  Cattle Coat Colors
80  Shapes of Cattle Horns
Article  81  Randzavola: omby ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
82 

Entry (3/4)83  omby
Part of speech  84  noun
Explanations in Malagasy  85  Trano ataon' ny bibindandy [1.1]
86  trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany [1.62]
Explanations in English  87  [1.2]
Explanations in French  88  action de faire le cocon, se dit des vers à soie [1.3]
Vocabulary  89  Zoology: (in general)
Derivatives 
90  Active verbs :
91  Relative verbs :
92  Names :
93  Adjectives :

Entry (4/4)94  omby
Part of speech  95  noun
Explanations in Malagasy  96  sefo, lehibe [1.60]
Explanations in French  97  chef, patron (le chef est fort comme un boeuf) [1.60]

Updated on 2024/08/17