Entry tain' omby mivadika
Elementary words tay ; omby ; mivadika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io) [1.1]

Updated on 2023/12/03