|
|
|
|

Entry1  omby mifahy
Elementary words  2 omby, 3 mifahy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 omby hatavezina [1.1]
Explanations in English  6 a fattened ox. [1.2]
Examples  7  Ny zanak'omby mifahy aterinareo ho fanati-pihavanana dia tsy hojereko akory. [2.996]

Updated on 2025/09/12