Entry fonombimainty
Elementary words fo ; omby ; mainty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao karatra miloko mainty misy sarina lefona lava zarana, atao hoe koa tangontsotrobe [1.1]
Vocabulary 
Synonyms tangontsotrobe
Analogs  joro ~ lalitra ~ samamena
  karatra
Illustrations 

Updated on 2023/12/18