Entry zaka
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io
Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy
Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra
Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany?
Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1]
Explanations in English Can be borne, can be endured [1.7]
Explanations in French Supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8]
Examples 
1Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
2dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59]
Morphology 
Present : zaka, zakako, zakanao, zakany, zakantsika, zakanay, zakanareo, zakan', zakan-, zakam-
Past : zaka, zakako, zakakao, zakany, zakantsika, zakanay, zakanareo, zakan', zakan-, zakam-
Future : ho zaka, ho zakako, ho zakakao, ho zakany, ho zakantsika, ho zakanay, ho zakanareo, ho zakan', ho zakan-, ho zakam-
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Entry zaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka, Tambahoaka] teny [1.78]
  [Tanosy] resaka [1.78]
 Teny, resaka, tafa. [1.1]
Examples Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
Derivatives 
Toponyms 

Entry zaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fitondrana fanjakana [1.78]
 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1]
Examples Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/06/06