Entry fizakana (zaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako
Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy [1.1]
Examples 
1Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra. [1.369]
2Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena. [4.27]

Entry fizakana (zaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitenenana, firesahana [1.1]

Updated on 2023/02/16