Entry fanjakana (zaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
¶ Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io
¶ Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [Rajemisa 1985]
English definition A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [Richardson 1885]
 government; the administration [Hallanger 1973]
French definition gouvernement; l'administration; règne, royaume [Hallanger 1974]
French definition état
¶ fanjakazakan'ny antokon'olona: domination partisane [SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Morphology 
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [Randriamamonjy: Tantara, page 373]
2Nifarana teo ny Fanjakana Malagasy. [Fagereng: Tantara, page 70]

Entry fanjakana (jaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [Rajemisa 1985]
Morphology 
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
Quotes 
Toponymy Place names having the word fanjakana (1): Fanjakana

Entry Fanjakana (zaka, fanjakana)
Part of speech name (toponym) [list]
Vocabulary 
Toponymy zaka, fanjakana

2017/07/25