Entry | zakaina (zaka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be endured [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on supporte [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | izakana, kaziana, zakaina |
Updated on 2023/01/20 |