Entry vokisa > voky
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1]
Explanations in English Filled, satiated, satisfied [1.7]
Explanations in French Rassasié, satisfait [1.3, 1.8]
 Qui en a assez
Comblé de richesses [1.3]
Examples 
1mbola tsy nifamahana ka voky? [2.131]
2Homàna fa izahay efa voky. [2.472]
Morphology 
Simple : voky
Imperative : vokisa
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 
Analogs  feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka
Proverbs 

Anagrams 

Entry vokisa > vokisana (voky)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?
Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra
Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1]
Explanations in English To be satisfied with food
To be subverted [1.7]
Explanations in French Qu'on rassasie
Qu'on incite à la révolte [1.8]
Morphology 
Present : vokisana, vokisako, vokisanao, vokisany, vokisantsika, vokisanay, vokisanareo, vokisan', vokisan-, vokisam-, vokisa-
Past : novokisana, novokisako, novokisanao, novokisany, novokisantsika, novokisanay, novokisanareo, novokisan', novokisan-, novokisam-, novokisa-
Future : hovokisana, hovokisako, hovokisanao, hovokisany, hovokisantsika, hovokisanay, hovokisanareo, hovokisan', hovokisan-, hovokisam-, hovokisa-
Imperative : vokiso

Anagrams