Entry vatana
Part of speech noun
Malagasy definition Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. [Rajemisa 1985]
  [SLP: Voambolana]
English definition the trunk, the body [Hallanger 1973]
French definition tronc; le corps humain [Hallanger 1974]
French definition corps, bâti [SLP: Voambolana]
 Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome.. [Vocabulary: Botany: (in general)] [Boiteau: Végétaux]
Examples Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 82]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Toponymy Place names having the word vatana (1): Vatana

Entry Vatana
Part of speech name (toponym) [list]
French definition petite rivière de la région sud de la sous-préfecture de Vatomandry [Rajemisa 1966]
Vocabulary 

Entry Vatana
Part of speech name (toponym) [list]
Vocabulary 
Toponymy vatana
Illustrations 

2018/11/14