Entry sandry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] toe-batana [Rakotosaona 1972]
   Rantsam-batana hatreo amin' ny foto-tsoroka ka hatramin' ny hato-tanana. [Rajemisa 1985]
   rantsambatana anelanelan'y soroka sy ny kiho [SLP: Voambolana]
English definition   the arm [Hallanger 1973]
French definition   le bras [Abinal 1888, Hallanger 1974]
French definition   bras [SLP: Voambolana]
Examples  
1Tratra sy sandry ve hahatohitra fiara mpananika! [Andraina: Mitaraina, page 137]
2misy ohatra ny sandry ny habeny, ka ny roa mainy dia tsy lanin' olon-drery. [Andriamalala: Ranomasina, page 31]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry sandry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] hery, tanjaka [Rakotosaona 1972]

Updated on 2014/10/11