Entry | vakim > vaky | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha Miseho: Vaky masoandro Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Broken, as glass; split; split open [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Toponyms |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vaky | |||||||||||||||
Entry | vakim > vaky | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196] | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Toponyms |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vaky | |||||||||||||||
Anagrams | kavy, kivà, vaky, vika |
Entry | vakim > vakina (vaky) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanà nanay Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo. [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse Qu’on traverse Qu’on met en déroute Qu’on accuse [1.3] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vakina | ||||||||
Anagrams | ankavy, kavina, vakina, vanika |