Entry amakiana (vaky)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Ny faharoa kosa mampitoka-monina ny olona, mampahaleo tena azy, mampivelatra ny sain' ny tsirairay, ary indrindra ny haisoratra dia manala ny olona eo amin'ny hita maso ka mitondra azy, fara fahakeliny, mandritra ny fotoana amakiana ilay boky, any amin' ny toerana tsy hita mampanembona. [2.606]
Morphology 
Present : amakiana, amakiako, amakianao, amakiany, amakiantsika, amakianay, amakianareo, amakian', amakian-, amakiam-, amakia-
Past : namakiana, namakiako, namakianao, namakiany, namakiantsika, namakianay, namakianareo, namakian', namakian-, namakiam-, namakia-
Future : hamakiana, hamakiako, hamakianao, hamakiany, hamakiantsika, hamakianay, hamakianareo, hamakian', hamakian-, hamakiam-, hamakia-
Imperative : amakio

Anagrams 

Updated on 2023/01/20