Entry vakim-baratra
Elementary words vakina ; varatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Taitra ka kepoka foana, mitanaka foana [1.1]
Explanations in French Foudroyé
Surpris, terrifié, confondu [1.3]
Examples Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo [2.4]
Proverbs 

Updated on 2023/10/24