Entry vadina (vady)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy [Rajemisa 1985]
French definition Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) [Abinal 1888]
Morphology 
vadina
vadiko
vadinao
vadiny
vadintsika
vadinay
vadinareo
vadin'
vadin-
vadim-
vadi-
novadina
novadiko
novadinao
novadiny
novadintsika
novadinay
novadinareo
novadin'
novadin-
novadim-
novadi-
hovadina
hovadiko
hovadinao
hovadiny
hovadintsika
hovadinay
hovadinareo
hovadin'
hovadin-
hovadim-
hovadi-
vadio
Examples Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
Quotes 

Updated on 2019/09/15