Examples |
1 | Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée)
[1.3]
|
2 | Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany;
[2.48]
|
3 | Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny
[2.324]
|
|
Morphology |
Present : |
anambadiana,
anambadiako,
anambadianao,
anambadiany,
anambadiantsika,
anambadianay,
anambadianareo,
anambadian',
anambadian-,
anambadiam-,
anambadia- |
Past : |
nanambadiana,
nanambadiako,
nanambadianao,
nanambadiany,
nanambadiantsika,
nanambadianay,
nanambadianareo,
nanambadian',
nanambadian-,
nanambadiam-,
nanambadia- |
Future : |
hanambadiana,
hanambadiako,
hanambadianao,
hanambadiany,
hanambadiantsika,
hanambadianay,
hanambadianareo,
hanambadian',
hanambadian-,
hanambadiam-,
hanambadia- |
Imperative : |
anambadio |
|