Entry | fivadiana (vady) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [1.1] | |
Explanations in French | L’état de ceux qui sont mariés, le motif [1.3] | |
Accouplement [1.13] | ||
Updated on 2020/07/31 |