Entry |
tao
(ao)
|
Part of speech | adverb, past form
|
Malagasy definition | Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [Rajemisa 1985]
|
Analogues |
ao |
|
Entry |
tao
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo ¶ Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [Rajemisa 1985]
|
French translation | travail, action [Rajaonarimanana 1995]
|
| ¶ taozava-baventy fanodinana: industrie de transformation ¶ taozavatra madinika: petit artisanat [SLP 1986]
|
Derivations |
Quotes |
|
Entry |
tao
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [Rajemisa 1985]
|
French translation | préparatifs, précaution [Rajaonarimanana 1995]
|
Derivations |
|
Entry |
tao
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Taisaka]
fitondrana [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
taò
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | [Sihanaka]
ity [Rakotosaona 1975]
|
Synonyms | |
|