Entry anaovana (tao)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Eto no hanaovako trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison) [1.3]
2Inona no anton’ ny nanaovanao ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?) [1.3]
3Ery alatrano no nanaovako ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors) [1.3]
4Raha endasina aho dia azo anaovana kafe. [2.117]
5Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra. [2.508]
Morphology 
Present : anaovana, anaovako, anaovanao, anaovany, anaovantsika, anaovanay, anaovanareo, anaovan', anaovan-, anaovam-, anaova-
Past : nanaovana, nanaovako, nanaovanao, nanaovany, nanaovantsika, nanaovanay, nanaovanareo, nanaovan', nanaovan-, nanaovam-, nanaova-
Future : hanaovana, hanaovako, hanaovanao, hanaovany, hanaovantsika, hanaovanay, hanaovanareo, hanaovan', hanaovan-, hanaovam-, hanaova-
Imperative : anaovy
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20