|
|
|
|

Entry (1/8)1  to
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  marina [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
4  marina [1.1, 1.13]
5  mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
6  Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
7  voamarina, ekena [1.13]
Explanations in French  8  vrai [1.3.fr#704, 1.13]
9  véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
10  vérifié [1.13]
Examples  11  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
12  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
13  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Morphology 
14  Simple :
15  Imperative :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word to

Entry (2/8)24  to
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  fahamarinana [Tanosy] [1.78]
Derivatives 
27  Active verbs :

Entry (3/8)28  to
Part of speech  29  Unspecified
Explanations in Malagasy  30  Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entry (4/8)31  to
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  teny anti-miantso ny alika [1.1]

Entry (5/8)34 
Part of speech  35  adjective
Explanations in Malagasy  36  ity [Sihanaka] [1.78]

Entry (6/8)37  to~
Part of speech  38  prefix
Explanations in Malagasy  39  Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entry (7/8)40  to
Part of speech  41  preposition
Explanations in English  42  mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Compound words 
Tables and plates  44  All the prepositions

Entry (8/8)45  to
Part of speech  46  preposition
Explanations in English  47  ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]
Tables and plates  48  All the prepositions

Updated on 2023/06/12