Entry mpampanao (tao)
Part of speech noun
Examples 
1Mpampanao sy mpivarotra biriky tanimanga no raharahany, dia manao sy mivarotra trano vita koa. [2.1011]
2Ny fangatahana azy ireo hanatanteraka zavatra hita miharihary fa mifanohitra amin' ny lalàna dia mitarika fanasaziana araka ny lalàna ho an' ireo mpampanao izany. [1.320]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/24