Entry |
solombodiakoho
|
Elementary words | solo ; vodiakoho |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
|
Explanations in English | (solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump [1.7]
|
Explanations in French | Cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû [1.3]
|
| (solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle [1.8]
|
Examples | Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy.
[1.369]
|
Analogs |
solompenakoho |
|