Entry solompenakoho
Elementary words solo ; fen' akoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
Explanations in French Cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana [1.3]
Examples Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho. [2.48]
Analogs  solombodiakoho

Updated on 2023/09/08