Entry solo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano
Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta
Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1]
Explanations in English A substitute [1.2, 1.7]
Explanations in French Un remplaçant, un substitut, un représentant
Compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3]
 Remplacement, substitut [1.8]
  [1.13]
Examples 
1Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy. [2.48]
2ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48]
Morphology 
Simple : solo, soloko, solonao, solony, solontsika, solonay, solonareo, solon', solon-, solom-
Prefixed : -tsolo, -tsoloko, -tsolonao, -tsolony, -tsolontsika, -tsolonay, -tsolonareo, -tsolon', -tsolon-, -tsolom-
Derivatives 
 
Compound words 
Titles Solony sy sariny (Ramangamalefaka)
Analogs  iraka ~ masoivoho ~ andrianjahonoany ~ fara ~ fara aman-dimby ~ taranaka ~ taranjana ~ tamingana ~ kolokolo ~ mpamelo-maso ~ fanovan' ny maty ~ vato namelan-kafatra ~ tarana-boanjo ~ fokom-boanemba ~ kolokolo dimbin' ny vary ~ solofo dimbin' ny ala ~ akalana silaky ny hazo ~ papango sasaky ny vorona ~ vorom-panova hena ~ fandrotrarana an-tanàna haolo ~ akanga sisa nanamborana ~ tapa-porohana sisa tsy may
Proverbs 

Entry solò
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hiran' olon-tokana [1.1]
Origin French: solo.
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/09/08